Entry fanovana (ova)
Part of speech noun
Malagasy definition Fanoloana hala: Tsy mahay mihitsy ny mpianatra eto amin' ity sekoly ity: tsy misy fanafodiny afa-tsy ny fanovana ny mpampianatra
¶ Fanamboarana ho hala, ho vaovao: Zavatra iray ihany no takiko, dia ny fanovana ny tehiko notapahinao
¶ Fampanjariana ho hafa: Ny asan' ny vavony sy ny aty ary ny taova rehetra ao anaty, dia ny fanovana ny sakafo ho nofo sy rantsika [Rajemisa 1985]
French definition conversion, commutation [SLP 1986]
Compound words, titles, names 

Entry fanovana (tovana)
Part of speech noun
Malagasy definition Fomba entina manovana, na manampy, manisy tovana [Rajemisa 1985]

Updated on 2012/11/15