Entry (1/2) | 1 fanasana |
Root | 2 asa |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Sakafo lehibe iarahan' ny olona maro nasaina mihinana 5 [1.1] Fiangaviana am-panalana mba ho tonga handray anjara amin' ny sakafo na lanonana iray: Tsy afaka handà ny fanasako ianao noho ny fifankatiovantsika Fandranitana fiasana: Vatoasana no fanasana ny antsy |
Explanations in English |
6 [1.2, 1.7] a feast, a banquet |
Explanations in French |
7 [1.8] festin, banquet; invitation |
Examples |
8 Manonofy manatrika fanasana be : hafaliana vonjy andavan' andro ihany. [1.381#] |
Synonyms | 9 fanasam-be |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Titles | 14 Kabary am-panambadiana sy amin'ny fanasana : Fomba fanao raha misy maty: famangiana ~ levenana ~ kabary am-pandevenana (Rasamuel Maurice) |
Article |
15 Randzavola: fanasana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 16 fanasana |
Root | 17 sasa |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] Fanadiovana mba hialan' ny loto: Anio no fanasan' ny kilasimandry lamba |
Explanations in English |
20 [1.2] A washing place, or anything used for washing, as soap, a stone, etc. 21 [1.7] washing clothes, washing |
Explanations in French |
22 [1.5] action de laver, instrument pour laver, lieu où on lave. 23 [1.8] la lessive, action de laver le linge |
Examples |
24 Teo alatrano no nisy ny robine fakana rano sy ny fanasana lamba. [2.356#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/07/14 |