Entry | 1 fahirano |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fanodidinan' ny fahavalo ny tanàna mba tsy hahafahan' ny mponina ao mivoaka hitady sakafo na rano: Raha tsy natao fahirano ny tanànan' Ambohijoky tsy azo |
Explanations in English |
4 [1.2] A siege. |
Explanations in French |
5 [1.3] Ceux que l’on prive d'eau ; siège d’une place 6 [2.415] Une place assiégée privée d' eau. Les assiégeants coupaient l' eau aux assiégés, et ceux-ci, n'ayant ordinairement pas d' eau sur les hauteurs où ils habitaient, ne pouvaient pas vivre |
Examples |
7 [2.48] Dia natao fahirano Ambohijoky. 8 [1.38] fahirano elaela ihany, ka afany. 9 [2.69] tompoko, ka ataony fahirano ny vahoaka; 10 [2.508] Niova tetika izy ka nataony fahirano ny tanàna. |
Vocabulary |
11 Military |
Root | 12 fahy, rano |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Article |
16 Randzavola: fahirano ao amin' ny Baiboly |
Anagrams | 17 fahirano, fahorian, fañoriha, firohana, foharina, haforany, hanifora, harafony, harofany, hiforana, hofarany, hofinara, hofirana, ifoharan, iharofan, nifohara, niharofa, rafohina |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |