Entry fahavelomana (velona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fotoana iainana: Nanao soa ny mpiara-belona aminy izy nandritra ny fahavelomany. [1.1]
Explanations in English Life, lifetime, the duration of life [1.7]
Examples 
1Dia vao ho feno ny fahavelomana? [2.5]
2sahala ny fahavelomana, ary iray ny fahafatesana. [2.69]
3Dia ho tapitra hatreo ve ny fisiana sy ny fahavelomana? [2.529]

Updated on 2023/08/27