Entry fahaterahana (teraka)
Part of speech noun
Explanations in English The act or state of being born; birth [1.7]
Explanations in French L'état de celui qui est né; naissance [1.8]
Examples 
1Saingy tsy maintsy ekena fa mahery noho izaho izany Olona izany : Aminy dia tsy misy ny Fotoana, izay refin' ny fahaterahana sy ny fahafatesana; [2.5]
2Fa alohan' ny fahaterahana kosa, raha mbola any an-kibo any ny zaza, dia ny Fitiavana sy ny Faniriana no lamba natao fitafiny sy fiandrasana azy. [2.245]
Analogs  fiterahana

Updated on 2023/01/06