Entry fiterahana (teraka)
Part of speech noun
Malagasy definition Famoahana zaza avy ao an-kibo: Saro-piterahana, hono, Rasoa tamin' ilay zanany farany tao [Rajemisa 1985]
English definition the act of giving birth [Hallanger 1973]
French definition action de mettre un enfant au monde [Hallanger 1974]
Analogues  fahaterahana

2010/06/24