Entry (1/3) | 1 embona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fahatsiarovana amin' alahelo olona na zavatra (toy ny tanàna na tany) noho ny fitiavana: Anisan' ny fihetseham-po mamelovelo so am-pony embona ny tanindrazana |
Explanations in English |
4 [1.209] sigh |
Explanations in French |
5 [1.3] regret soupir poussé en songeant à une personne ou à un objet chéri, absent ou perdu |
Examples |
6 Hita mifaritra mazava ny azy ny embona. [2.314] 7 Tsy tana ny embona : " Vitsika momba kitay, hoy Jean Narivony, ka manimanina ny any aminay! [2.356] 8 Izay no voalohany nandehanan' ny sainy tany amin' i Sahondra, dia ohatra ny nisy embona nifangaro hatezerana nibosesika tao am-pony. [2.529] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Derivatives |
|
Analogs | 14 hanina |
Titles |
Entry (2/3) | 17 embona |
Part of speech | 18 noun |
Explanations in French |
19 [1.19] [Tankarana]
flotter |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 22 Embona |
Elementary words | 23 embona |
Part of speech | 24 name (poem title) [Full list] |
Vocabulary |
25 Literature: poems |
Author |
26 Razafindrafidy Bien-Aimé |
Full text |
|
Anagrams | 59 ambeno, ambone, añombe, bomena, embona, Embona, mañebo, naembo |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |