Entry | 1 manembona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mahatsiaro ka malahelo, manina: Manembona ny any aminay aho izany! |
Examples |
4 [2.528#] Mafy izany manembona ny tany niaviana izany! 5 [2.470#] manembona azy koa aho indraindray toa mifamaly amin' ny azy. |
Root | 6 embona |
Morphology |
|
Analogs | 10 manina, mandrembona, mahatsiahy, mahatsiaro, mahatsiaro ny lavitra, lasa ambiroa, lasa vinany, lasa eritreritra, lasam-borona, mangorotsoka, manimanina, vitsika momba kitay |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word manembona |
Anagrams | 12 anembonam, anombenam, manembona, manombèna, manombena |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |