|
|
|
|

Entry1  efamira
Elementary words  2  efatra, mira
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Velarana misy lafy efatra mitovy ary zoro mahitsy efatra; sary efa-joro mitovy ny lafiny efatra
Explanations in French  5  [1.13] carré
Vocabulary  6  Mathematics: geometry
Compound words 

Anagrams  15  efamira, fiarema, iaferam, iefaram, miafera, miefara

Updated on 2024/08/13