Entry (1/3) | 1 -dray |
Part of speech | 2 morphological form of ray |
Examples |
3 Izy no Day tian-dray mamin-dreny. [2.245] 4 izaho niera tamin-dray aman-dreny. [2.69] 5 Velon-dray aman-dreny, tsy manjaka! [2.298] |
Entry (2/3) | 6 dray |
Part of speech | 7 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
8 [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! 9 [1.1] Enti-milaza hatairana na hagagana na fangirifiriana koa aza indraindray: Dray! mahafinaritra izany fiposahan' ny masoandro avy any ambadiky ny tendrombohitra toa memy afo mivaivay |
Other spellings | 10 adray, adrey, drey, endrey |
Entry (3/3) | 11 dray |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in English |
13 [1.2] [Sakalava]
a kind of fan-palm. Same as mokoty |
Vocabulary |
14 Botany: palm |
Synonyms | 15 mokoty |
Anagrams | 16 dary, -dray, dray, dria, rady |
Updated on 2025/02/08 |
![]() |