Entry | 1 endrey |
Part of speech | 2 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany ! |
Examples |
4 [2.470] endrey, hoy ny lahy somary nihoraka; 5 [2.324] Taitra izy, ary endrey ny fahatahorany; 6 [2.59] endrey ny alahelo amy ny fandrenesana izany! 7 [1.215] endrey maha-te-hizaha! 8 [2.499] endrey ny hatairan' izy roa lahy! 9 [2.293] Dia hoy Rafotsiarifanahy: "endrey! |
Other spellings | 10 adray, adrey, dray, drey |
Anagrams | 11 diñere, endrey |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |