Entry donto
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare
¶ Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ
¶ Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy
¶ Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [Rajemisa 1985]
English definition stupid [Hallanger 1973]
French definition stupide [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo! [Rabearivelo: Foko]
2Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [Andraina: Mitaraina, page 173]
Quotes 

2017/04/02