|
|
|
|

Entry1  dontoina
Root  2 donto
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4 Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io
5 Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao
6 Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Updated on 2025/12/08