Entry | manadonto (donto) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |