Entry |
didiko > didy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fizarazarana zavatra mivaingana amin' ny zava-maranitra toy ny antsy; rasa, tetika, kapa: Ataovy didy sompirana ny hena Fanapahana lamba hanaovana akanjo: Tsy tiako itỳ didy akanjonao ity Lalàna, fitsipika, baiko: Toy izao ny didin' ny fikambananay ka asa raha hiditra ianao [1.1]
|
Explanations in English | A cut A command [1.2, 1.7]
|
| An order, a law, a will. [Mal. litah] lily is used for this in the provinces [1.2]
|
Explanations in French | Coupe, incision Commandement [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Toponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
didiko > didy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Aretina mpahazo ny maso izay mahatonga ny hodimaso hiraikitra ka tsy afa-mihiratra tsara: Indroa andro izao no didy ny mason' Ibalita kely Aretina mpahazo ny tongotra, izay mampisy tataka kely amin' ny elanelan' ny rantsana; ny tena ilazana io aretina io anefa dia hoe didintsokina [1.1]
|
Vocabulary |
|
Entry |
didiko > didy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
mamo
[1.78]
|
Derivatives |
|
Entry |
didiko > Didy
|
Part of speech | name (toponym)
|
Vocabulary |
Coordinates | -18.1166667, 48.5333333
|
|