|
|
|
|

Entry1  didimananjara
Elementary words  2 didy, 3 manana, 4 zara
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6 Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana:
7 Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
8 Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany:
9 Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [1.1]
Explanations in English  [didy manan-jara] 10 a method of cutting out women's garments [1.2]
Examples  11  Sarifilanelina didimananjara daholo, na lehibe na kely, na lahy na vavy. [2.472#]
Vocabulary  12  Economy: clothing

Updated on 2025/11/17