Entry diamondra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely
Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany [1.1]
Explanations in French Diamant [1.13]
Examples 
1Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise? [2.5]
2Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380]
Hypernym vato
Co-hyponyms albasitra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, sokay, solaitra
Origin English: diamond.

Anagrams 

Updated on 2023/04/24