Entry sokay
Part of speech noun
Malagasy definition Karazambato malemy mora misa atsaraka, fotsifotsy, anaovana feta hatao fandalorana na handitiana ny vato arafitra [Rajemisa 1985]
English definition lime [Hallanger 1973]
French definition chaux [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Origin French: chaux.
Examples Aty atsinanan' Andrantsay ny itoerany ny solifara sy ny sokay ao Antsirabe. [Callet: Tantara]

2013/06/13