Entry |
dada
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay? Teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
|
Explanations in English | Father, dad [1.7]
|
Explanations in French | Père [1.8]
|
Examples |
1 | Manao ahoana i Dada?
[2.4]
|
2 | Nomen' i Dada azy ny adiresiko.
[2.472]
|
3 | Tao an-trano nivazavaza foana i dada.
[1.369]
|
|
Synonyms | ~ ~ ~ ~ |
Compound words |
|
Hyponyms |
|
Proverbs |
|
Entry |
dada
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
|
Explanations in English | A mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry |
dada
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Tambahoaka]
adaladala
[1.78]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Un peu fou, bête, cf. dahidahy
[1.19]
|
Synonyms | |
|
Entry |
dada
|
Part of speech | masculine noun
|
Explanations in French | Hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]
|
|
Entry |
dada
|
Part of speech | masculine noun
|
Explanations in French | (fitenin' ankizy) soavaly
[1.66]
|
|
Entry |
Dada
|
Elementary words | dada |
Part of speech | name (book title)
|
Author | Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique |
Vocabulary |
Tables and plates | All the titles
|
|