Entry dabo-
Part of speech morphological form of daboka

Entry dabo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy manana anton-draharaha fa ny mipetraka na mandrimandry na mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony
Mitovy hevitra: kamo [1.1]
 Dabo dia ny efa tsy manana anton-draharaha, fa ny mandry sy ny mipetraka sy ny mandehandeha foana ary ny homan-kanina no ataony [2.285]
Examples Raha misy koa diksionera ny amin' ny teny malagasy sy boky atao ho fanangonana ny teny malagasy samihafa, nefa misy hevitra ikambanana, sady havoaka ny hevitra izay tsy itoviany, dia ataoko malaina, kamo, kisinina, meda, dabo [2.285]

Entry dabo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Valala karazan' ambolo [1.1]
Explanations in French Variété de l' ambolo [1.3]
Vocabulary 

Entry dabo
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsimisaraka] Neophloga littoralis Jum. (Arecaceae). [1.196]
Scientific name Neophloga littoralis
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2022/11/29