Entry bontolo fo
Elementary words bontolo ; fo
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tokanteny, izany hoe tsy mba mivadibadika amin' ny teny ataony fa rehefa izay dia izay [1.1]
Explanations in French Qui n’a qu’une parole, qui exécute ce qu'il dit, dont la volonté ne change pas [1.3]

Updated on 2023/02/18