Entry bontolo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Vaventy makadiry ary iray tsy mivaky: Kanety bontolo [1.1]
Explanations in English Clumsy, lumpy, large, awkward, stubborn, or inelegant [1.2]
Explanations in French Sans division, entier [1.3]
Examples 
1miendaka tsikelikely ny rafitra tsirairay aminy, ary farany dia tsy hisy intsony fa lakana goavana bontolo no sisa tavela. [2.471]
2ny fanamelohana bontolo ahy, ny fametavetana imason' olona ny reniko sy ny anabaviko, ny famonoana tsy misy tsy misy fitsitsiana ahy, ny fandatsana sy fikororohana ny fianakaviako. [2.472]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/07/19