Entry | bitsika | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Teny lazaina malemilemy eo akaikin' ny sofina fa tsy tiana ho ren' ny hafa. [Rajemisa 1985] | |||
English definition | a whisper, a conversation carried on in a low voice; a soft murmuring sound. [Mal. Bisik.] [Richardson 1885] | |||
Derivations |
| |||
Entry | bitsika | |||
Part of speech | adjective | |||
Malagasy definition | Kely dia kely, pitiny kely [Rajemisa 1985] | |||
2017/04/02 |
![]() |