Entry vitsika
Part of speech noun
Malagasy definition Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [Rajemisa 1985]
English translation ants [Hallanger 1973]
French translation fourmi [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Analogues  vitsikambo ~ vitsikaranana ~ vitsikazo
Examples 
1Ny fihavanana toa ny voara, nony verahina misy vitsika. [Rahajarizafy: Filozofia, page 141]
2Dia nofoserin' ny vitsika ilay hazo ka tapaka vetivety foana. [FOFAFIPE: Haivola, page 15]
Quotes 
Articles 
Web Ants of Madagascar (California Academy of Sciences) (http://antweb.org/madagascar.jsp)

Entry vitsika
Part of speech adjective
French translation Se disait dans le sens de nombreux [Veyrières 1913]
 nombreux, innombrable [Abinal 1888]

Updated on 2020/07/31