Entry mibitsika (bitsika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miteny malemy eo am-poto-tsofina mba tsy ho henon' ny hafa
Mambitsika, nefa samy hafa ny fampiasa azy roa ireo: Iza no nibitsika izany taminao? -- Iza no nambitsika anao izany? [1.1]
Morphology 
Present : mibitsika
Past : nibitsika
Future : hibitsika
Imperative : mibitsiha

Updated on 2023/01/20