|
|
|
|

Entry1  aza hitan' ny fara aman-dimby
Elementary words  2 aza, 3 hita, 4 fara, 5 amana, 6 dimby
Part of speech  7  locution
Explanations in Malagasy  8 loza na fahoriana mahazo ny tena na ny hafa, ka tsy tiana hihatra amin' ny zanaka mpandimby na oviana na oviana [1.1]

Updated on 2025/10/11