| Entry | 1 dimby |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Olona mitana ny toerana ary manohy ny asan' ny teo aloha sy mamelo-maso azy: Ny zanany lahy no dimbin-dRakoto
4 Solo: Tsy ho tsara fanahy ohatra azy akory ny dimbin' io mpampiasa io [1.1] |
| Explanations in English |
5 succession, substitution, change; a child. See solo, sosoka
[1.2] 6 a successor, a replacement [1.7] |
| Explanations in French |
7 successeur, remplaçant
[1.8] 8 Rejet, gourmand ; nom général des pousses vigoureuses qui repartent du pied d'un arbre ; taillis obtenu après la coupe à blanc d'un reboisement. [1.196] |
| Examples |
9 dimby hajan' ny voninahitra io.
[2.245]
|
| Derivatives |
|
| Vocabulary | 28 Botany |
| All compound words | 29 7 combinations of that word |
| Proverbs | 30 Proverbs containing that word |
| Updated on 2025/12/08 |
|