Entry avo
Part of speech adjective
Malagasy definition Ambony toerana: Avo loatra irỳ boky irỳ ka tsy takatra
¶ Lava: Avo iray dia kokoa noho izaho izy
¶ Misondrotra ambony, manerinerina: Tendrombohitra avo Ankaratra
¶ Ambony, tsara, soa: Andriamanitra no ilay avo indrindra [Rajemisa 1985]
English definition high [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 lofty, eminent. See abo, ambo [Richardson 1885]
French definition haut, élevé [Hallanger 1974]
Derivations 
Synonyms abo ~ ambo
 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word avo (1): Rianavo

2017/04/11