Entry (1/2) | 1 avaratra |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo |
Explanations in English |
4 [1.2] the north. (Mal. utara; Sans. utara?) 5 [1.7] the north |
Explanations in French |
6 [1.3#67, 1.8] nord |
Examples |
7 Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472] |
Vocabulary |
8 Space |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Antonyms | 12 atsimo |
Compound words |
|
Ethnonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 27 Proverbs containing the word avaratra |
Entry (2/2) | 28 avaratra |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra |
Vocabulary |
31 Forms of Address |
Compound words |
|
Updated on 2023/07/14 |