Entry atsinanana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny lafin' ny tany iposahan' ny masoandro, mifanohitra amin' ny andrefana: Avy any atsinanana no miposaka ny volana izao. [1.1]
Explanations in English The east; atinanana is used in provinces. [1.2]
 The east [1.7]
Explanations in French Est [1.3, 1.8]
Examples 
1Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
2Maloka ny avaratra atsinanana. [2.499]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : atsinanana, atsinanany, atsinanan', atsinanan-, atsinanam-
Derivatives 
 
Antonyms 
Compound words 
Holonym vazantany
Hypernym lafitany
Other spellings 
Proverbs 

Entry Atsinanana
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in Malagasy Faritra anatin' ny faritanin' i Toamasina [3.1]
Vocabulary 
Tables and plates The twenty-two regions
Illustrations 

Updated on 2023/09/10