Entry avaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [Rajemisa 1985]
French definition   séparation, distinction [Abinal 1888]
Derivations  

Entry avaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [Rajemisa 1985]
Synonyms   avany
Compound words, titles, names  

Entry avaka
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Betsimisaraka] karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [Rakotosaona 1972]
Vocabulary  

Updated on 2015/05/28