Entry manavaka (avaka)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin' ny biby
¶ Manokantokana, manefitra, manisy fefy: Tsy tsara ny manavaka ny mahantra na ny mavomavo satria samy olombelona ihany. [Rajemisa 1985]
English definition to separate, to sever, to put asunder; to segregate. [Richardson 1885]
 to separate, to segregate, to make distinctions [Hallanger 1973]
French definition séparer, distinguer; faire des distinctions odieuses [Hallanger 1974]
Morphology 
manavaka
nanavaka
hanavaka
manavaha
Examples Ny lokony miloha mainty sy mitena fotsy sy mena no manavaka azy amin' ny sisin-tendrombohitra maitso lomotra, sy ny hamenan' ny nofon-tany nohadiana ho lalany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 111]

2012/05/07