Entry miavaka (avaka)
Part of speech active verb or adjective
Malagasy definition Manana toetra manokana tsy itovizany amin' ny hafa: Takariva miavaka
¶ Misaraka, tsy mba miaraka amy...: Mahagaga fa miavaka mandrakariva amin' ny namany io mpianatra io [Rajemisa 1985]
English definition to be separate, to be asunder, to separate one's self. [Richardson 1885]
 to be separate, to show one's individuality [Hallanger 1973]
French definition être séparé; se distinguer [Hallanger 1974]
Morphology 
miavaka
niavaka
hiavaka
miavaha
Quotes 

2011/12/21