Entry atatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Betsimisaraka] Akotry [1.78]
  [Tanala] Fakofako na akotry mifangaro amin'ny fotsim-bary [1.78]
 Akotry tsy voavaofy tamin' ny fitotoana azy ka mbola miharo amin' ny fotsimbary [1.1]
  [Bezanozano] Akotry [1.78]
 Fonon'ny voambary ivelany amin'ny akotry [1.13]
Explanations in French Glumelle [1.13]
  [Betsileo, Merina] Grains de riz que le pilonnage n'a pas décortiqué et qui sont mêlés aux grains convenablement débarassés de leurs glumes. On doit les séparer un à un du riz décortiqué. C'est l'opération appelée fanalana atatra ou fitsimponana [1.196]
Vocabulary 
Synonyms akatatra
Compound words 

Entry atatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin' itỳ fomba fiteny itỳ: Tsy vaky atatra: tsy mahalala menatra)
Tsy vaky afero, tsy valahara [1.1]

Entry atatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. [1.1]
Derivatives 

Entry atatra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis) [1.1]
Explanations in French  [Mahafaly] (sens général : tomber raide mort après avoir mangé avec voracité ; allusion à la toxicité des graines). Jatropha mahafalensis Jum. & H. Perrier (Euphorbiaceae). Voir aussi betatra. Nom de plusieurs arbres de la famille des Lauraceae. [1.196]
Scientific name Jatropha mahafalensis
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2023/06/15