Entry miatatra (atatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihinana mambosibosika, mandrapadrapaka, mandrepodrepoka: Nihinana niatatra teo izy dialasa natory
¶ Torana (noho ny hehy na ny alahelo): Niatatry ny hehy izy ~ Niatatry ny alahelo izy raha vao nahare ny fahafatesan-drainy
¶ Maty eo no ho eo, jingy, dangy: Raha vao voan' ny vato ilay voronkely dia niatatra terý [Rajemisa 1985]
English definition to eat voraciously or ravenously
¶ to weep much
¶ to be confounded
¶ to be dead [Richardson 1885]
French definition manger gloutonnement
¶ se pâmer de rire ou de douleur: Niatatry ny hehy izy (Il se pâmait de rire) ~ Niatatry ny alahelo izy (Il était suffoqué de douleur)
¶ tomber mort ou raide: Voan' ny bala izy ka niatatra tery (Il fut frappé par une balle et tomba raide mort) [Abinal 1888]
Morphology 
miatatra
niatatra
hiatatra
miatara

2018/08/03