Entry fitsimponana (tsimpona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fakana tsirairay: Nahoana no dia ela toy izao ny fitsimponanao ny vato amin' ny vary?
Fifantenana, izay mahatonga haka tsirairay, fa tsy manao fao-be amin' izao: Mafy dia mafy ny fitsimponana ny mpianatra halefa hanohy fianarana any ampita
Fanararaotana ny vava latsaka na ny teny diso sendra lasa, mba hamelezana: Tandremo tsara ny fitenenana fa mahay Rangahy to amin' ny fitsimponana ny tenin' ny sasany [1.1]

Anagrams 

Updated on 2023/01/05