Entry | 1 arira |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Karazan' angano azo heverina ho nisy fototra marina tany am-boalohany fa efa niova be ihany ka tsy azo inoana araka ny tarehy isehoany ankehitriny (ohatra Ibotity dia arira, fa Rapiso sy Ravoalavo dia angano). [1.1] |
Explanations in English |
4 a legend, a fable [1.2, 1.7] |
Explanations in French |
5 histoire amusante [1.54] 6 conte, histoire amusante [1.8] |
Vocabulary |
7 Literature: (in general) |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word arira |
Updated on 2020/07/31 |