Entry | angano | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | Tantara ifandovana an-dovantsofina mampiseho zavatra toa tsy azo inoana, izay angamba marina ihany tany an-tendrony, saingy novaovan' ny taranaka nifandimby taty aoriana: Ny anganon' Ikotofetsy sy Imahakà ¶ Zavatra sarotra inoana: Aza milaza angano eo re ianao, ry Ingahy itỳ ¶ Karazan-javatra hafahafa atao fanampin-kanina, fanampin' akanjo (amin' ity hevitra ity, dia mazàna ny endrika verindroa no fampiasa): Tonga tao daholo izao anganonganon-kanina rehetra izao. [Rajemisa 1985] | |||
tantara tsy nisy nefa namboarina ho toy ny nisy ary natao hanatsoahana fananarana [SLP 1986] | ||||
English translation | a tale, a story, a fable . [Swa. ngano, a tale, a fable; Ar. algina, pl. algani, a song, a ditty.] [Richardson 1885] | |||
a fable [Hallanger 1973] | ||||
French translation | conte [Hallanger 1974, Rajemisa: Vakoka, SLP 1986] | |||
fable [Hallanger 1974] | ||||
Vocabulary | Literature: (in general) | |||
Compound words, titles, names |
| |||
Analogues | anjabobo ~ anoano ~ arira ~ fasitara ~ habobo ~ hagà ~ karijo ~ tantara valamaty ~ taria | |||
Quotes | Texts mentioning angano Proverbs containing the word angano | |||
Articles | Randzavola: angano ao amin' ny Baiboly | |||
Entry | angano | |||
Part of speech | noun | |||
Malagasy definition | [Betsimisaraka] fanafintohinana [Rakotosaona 1975] | |||
Loza, fahafatesan-kavana: Nahita angano itỳ isika mianakavy [Rajemisa 1985] | ||||
English translation | trouble, calamity [Richardson 1885] | |||
a calamity [Hallanger 1973] | ||||
French translation | calamité, malheur [Hallanger 1974] | |||
Entry | angano (angana) | |||
Part of speech | imperative of passive verb anganina | |||
Entry | angano (gana) | |||
Part of speech | imperative of relative verb anganana | |||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |