Entry antomo-dava ohatra ny andro fandroana
Elementary words antomotra ; lava ; ohatra ; andro ; fandroana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza andro iray malaza na mahafinaritra ao anatin' ny taona ka eritreretina foana, fa lasa ny eo dia ny manaraka indray no heverina hany ka toa akaiky foana no fiheverana azy [1.1]

Updated on 2023/04/29