Entry antomotra (tomotra)
Part of speech adjective
Malagasy definition Akaiky, tsy ho ela intsony: Efa antomotra itỳ ny krismasy
¶ Akaiky dia akaiky, an-tsisiny, amorona, ambivitra: Antomotra loatra io vilia eo ambony latabatra io fa akisaho. [Rajemisa 1985]
English definition near at hand, as to future time [Richardson 1885]
 close at hand [Hallanger 1973]
French definition proche, imminent [Hallanger 1974]
 qui est proche, imminent [Rajaonarimanana 1995]
Examples Voasaron' ny aizim-piton' ny fahotana ny tany, ary efa antomotra ny fitsarana. [Randzavola: Baiboly, page 34]
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Analogy  madiva ~ tamy

2014/05/13