|
|
|
|

Entry (1/2)1  andaniny
Root  2  lany
Part of speech  3  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Amin' ny lafiny iray, mifamaly amin' ny hoe an-kilany; raha ampiasaina ho toy ny anarana ireo teny ireo dia tsara raha soratana hoe: ny andaniny, ny ankilany
Antonyms  5  ankilany
Compound words 

Entry (2/2)9  andaniny
Root  10  lany
Part of speech  11  noun
Explanations in English  12  [1.2] [root lany.] A party, a side, as in two (or more) parties pitted against one another.

Anagrams  13  andaniny, anidinan, anindany, nadaniny, nadinina, nanidian, nanidina, niandany, nidanina, nidinana

Updated on 2023/08/11