Entry ankilany (any, ila, -ny)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition akaiky: eto ankilanao aho no hipetraka [Rajemisa 1985]
French translation à côté, d'un côté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
Other spellings 

Entry ankilany (any, ila, -ny)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  [Sihanaka] anila, akaiky [Rakotosaona 1975]
 ¶ Enti-milaza antokon'olona na lafin-kevitra iray mifamaly amin'ny iray hafa izay atao hoe an-daniny: Ny mpihira etsy an-kilany, ny mpandihy etsy an-daniny ~ Nizara roa ny olona nanatrika teo: ireo nilaza fa tsy tsara ny manaraka fotsiny ny be sy ny maro, an-kilany, ary ireo nilaza fa tokony hanao ohatra ny olona rehetra, an-daniny [Rajemisa 1985]
English translation on the one hand; one party as over against the other; cf. andaniny [Hallanger 1973]
French translation d'une part; l'une des parties; cf. andaniny [Hallanger 1974]
Synonyms ankila ~ anilany
Antonyms 
Compound words, titles, names 

Updated on 2020/07/31