Entry |
ambony
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza toerana mifanaingina: Efa eo ambonin' ny toko ny vilany Enti-milaza toerana mihoatra fa mifanitsy: Mandeha any ambony lohantsika ny zanabolana [1.1]
|
Explanations in English | Above, over, higher in rank. The opposite to ambany
[1.2]
|
| Above, up Ambònin'ny ... : above ... [1.7]
|
Explanations in French | En haut, au-dessus Ambònin' ny ... : au-dessus de ... [1.8]
|
Derivatives |
|
Antonyms |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
|
Entry |
ambony
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Amin' ny toerana avoavo kokoa miolotra amin' ny hafa: Any amin' ny rihana ambony izy no mipetraka Mihoatra amin' ny fahavo, amin' ny laharana: Ny jeneraly dia ambony noho ny kolonely. / Ambony fahaizana izy Fotoana ho avy: Hosoloako vao itỳ fiarako itỳ amin' ny taona ambony. Enti-milaza toerana avo: Mikendre ambony lalandava [1.1]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
ambony
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
atsinanana
[1.78]
|
Explanations in English | [Provincial]
The east [1.2]
|
Vocabulary |
|
Entry |
ambony
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Indray [1.78]
|
Synonyms | |
|