Entry ambonimbony (ambony)
Part of speech noun
Explanations in French (duplicatif diminutif) [1.3]
Examples 
1Mainka moa fa ireo olona ambonimbony tao an-tanàna. [2.472]
2Vehivavy malemy fanahy sy tia fihavanana aman'olona izy ary nahita fianarana ambonimbony kokoa noho ny lahy. [2.324]
Morphology 
Simple : ambonimbony, ambonimboniko, ambonimboninao, ambonimboniny, ambonimbonintsika, ambonimboninay, ambonimboninareo, ambonimbonin', ambonimbonin-, ambonimbonim-
Derivatives 

Updated on 2023/01/20