Entry ambonivohitra
Elementary words ambony ; vohitra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Renivohitra na tanàn-dehibe mifanahatahaka amin' ny renivohitra: Mandany be izany mivelona atỳ ambonivohitra izany
Ny tena ao anatin' ny faritry ny tanàna: Mizara ho fokontany maro Antananarivo ambonivohitra
Ny olona mponina an-tanàn-dehibe, izay atao koa hoe Tambonivohitra: Hita ihany ny maha-ambonivohitra anareo, Randria: tsy mivoaka raha tsy mikiraro [1.1]
Explanations in English The dwellers in the town as distinguished from ambanivohitra [1.2]
Explanations in French Citadins de la capitale, rang des villes ou villages assimilés à la capitale [1.3]
Examples 
1"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48]
2Voalohany dia tsara raha atambatra ho iray ny sata roa manavaka ny ambanivohitra sy ny ambonivohitra. [4.27]
Vocabulary 
Derivatives 
Antonyms 

Entry ambonivohitra
Part of speech noun
Explanations in English The dead not yet buried [1.2]
Explanations in French Se dit des défunts dont la mort est déclarée en attendant les honneurs de la sépulture [1.3]

Updated on 2023/06/14