Entry ambarao
Part of speech imperative of passive verb ambara [full list]
Explanations in French Qu'on révèle, manifeste, dit, signifie: Nambarany ny anaran’ ilay nangalatra (Il a révélé le nom de celui qui a volé) ~ Izao no ambarako aminao (Voici ce que j'ai à vous dire) [1.3]
Examples 
1Ambarao ny sitrakao, ka ny kanto mba idiro. [2.1022]
2Koa raha mba misy fantatrareo, ambarao aminay. [2.324]

Entry ambarao
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sakalava] Andian-drahona fotsy mitsangana erỳ avaratra andrefana mitondra rivotra [1.1]
Vocabulary 
Hypernym rivotra
Co-hyponyms alapoie, ampalo, ampela, animbaratra, anina, anindambo, anintafara, fandohotse, radraty, rambondanitra, raorao, rea, sikilaonina, sobe, tadio, tafiodrivotra, tafiotra, tsitoly, varatraza, variona

Anagrams 

Updated on 2023/03/19