Entry |
ambàka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | ( ambakavaka no fampiasa kokoa): Fiambatrambarana na fiakanakanana rehefa miteny ka tsy mahatohy izay lazaina raha tsy miatoato kely hatrany.
[Rajemisa 1985]
|
French definition | balbutiement, embarras [Abinal 1888]
|
Derivations |
Synonyms | |
Quotes |
|
Entry |
ambaka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | [Tsimihety]
Fomban-tolona omby atao toy izao: ny tanana havanana mitazona ny trafony ary ny havia kosa manodidina ny vozony [Rajemisa 1985]
|
|
Entry |
ambaka
|
Part of speech | adjective
|
English definition | excelled, exceeded, beaten: tsy mety raha ambaka noho ny biby isika amy ny fitiavana zanaka (it is not right that we should be excelled by animals in the love of offspring) [Richardson 1885]
|
| inferior to [Hallanger 1973]
|
French definition | inférieur, surpassé: Ambàka noho ny zandrinao va hianao? (Es-tu supérieur à to cadet?) ~ Tsy ambàka noho ny zokinao hianao (Tu n'es pas inférieur à ton ainé) [Abinal 1888]
|
| inférieur [Hallanger 1974]
|
Compound words, titles, names |
|
|
Entry |
ambàka
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Fifetsena, lainga hamitahana ny tsy mahalala, tetika hangalarana mba hahazoana tombony, na amin' ny varotra na amin' ny lalao [Rajemisa 1985]
|
English definition | root not used. See fitaka
[Richardson 1885]
|
French definition | tromperie, tricherie, fraude [Abinal 1888]
|
Derivations |
|
Entry |
ambaka
|
Part of speech | adjective
|
English definition | [Provincial]
of the same volume or bulk [Richardson 1885]
|
French definition | [Tankarana]
comme. [David 1952 (takila A)]
|
|
Entry |
ambaka
|
Part of speech | adjective
|
Malagasy definition | [Betsileo]
tsy mahay, bado [Rakotosaona 1972]
|
|