|
|
|
|

Entry (1/3)1  alika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
Explanations in English  4  Used also in contempt for a human being [1.2]
Explanations in French  5  cynique [1.3#22]
6  Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]
Derivatives 
7  Names :
8  Adjectives :
Compound words 

Entry (2/3)10  alika
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  (alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
Explanations in French  13  l'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3#22]
Derivatives 
14  Names :
Compound words 

Entry (3/3)16  alika
Part of speech  17  noun
Explanations in Malagasy  18  Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
Explanations in English  19  a dog. See also amboa [1.2]
20  a dog [1.7]
Explanations in French  21  chien [1.3.fr#22, 1.54, 1.8, 1.13]
Vocabulary  22  Zoology: mammals
Morphology 
23  Simple :
Derivatives 
24  Active verbs :
25  Passive verbs :
26  Relative verbs :
27  Names :
28  Adjectives :
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Titles 
Proverbs  34  Proverbs containing the word alika
Article  35  Randzavola: alika sy amboa ao amin' ny Baiboly

Anagrams  36  alika, Ikala, ilaka, laika, liaka

Updated on 2023/06/08