Entry alakamisy
Part of speech noun
Malagasy definition hazo anaovana fanafody Crateva excelsa.
¶ Zavamaniry azo atao ody tazo ny fakany, manampy ny kininina(Burasaia nigrescens). [Rajemisa 1985]
English definition a tree used in house-building. It is said to be brought from the forest only on Thursdays, hence its name. Chips of the wood are used as a remedy for colic and indigestion.
¶ Probably the same as the preceeding. Used by the Sakalava as a medecine for pains in the head. [Richardson 1885]
French definition arbre dont on fait des remèdes. [Abinal 1888]
  [Tankarana] nom d'une plante (?), écorce et feuilles utilisées en tisane contre les coliques. [David 1952 (takila A)]
English definition  Burasaia crateva [Schatz: Flora]
French definition  [Bezanozano] (de l'arabe al - chamisu = le cinquième, désigne le 5e jour de la semaine, c'est-à-dire le jeudi). C'était le jour réservé à honorer le souverain, les gens de caste noble, et considéré comme faste. Les plantes qui portent ce nom sont considérées comme de puissants fortifiants, donnant le pouvoir moral de surmonter les obstacles. Plusieurs d'entre elles sont effectivement riches en alcaloïdes. Ce sont principalement :
¶  Schismatoclada psychotrioides Baker (Rubiaceae).
¶  Euodia chapelieri Baillon (Rutaceae).
¶  Crateva excelsa Bojer (Capparaceae).
¶  Burasaia nigrescens Capuron Nom. In Sched.(Menispermaceae).
¶  Crotalaria cytisoides Roxb. ex DC. (Fabaceae). [Boiteau: Végétaux]
Examples alakamisy, asaina ny fakany, ary sotroina amy ny rano [Callet: Tantara, page 104]
Vocabulary 
Scientific name Crateva excelsa, Euodia chapelieri, Schismatoclada psychotrioides
Quotes 
Bibliography Schatz: Generic Tree Flora of Madagascar

Entry alakamisy
Part of speech noun
Malagasy definition alakamisy no andro voalohany tamin'ny razana; andron'Andriana, fisantarana ny zavatr'Andriana; andro fidin'ny Andriana hisehoana amin'ny ambanilanitra ( continued) [Ravelojaona: Firaketana]
 andro fahadimy amin'ny herinandro. Araka ny hevitry ny Ntaolo: tononandro tsara fa manantena hisy; taloha: fivoahan'ny Andriana sy fanantarana ny zavatr'Andriana, fanantaran-trano, fampakaram-bady, fiakaran'ny tafika sady fivoahany; andro tsara ny alakamisy ka tsy mba nandevenana fa raha misy maty, dia miandry zoma alevina. [Rajemisa 1985]
English definition Thursday. [Ar. Al-chamisu - Fifth.] [Richardson 1885]
 Thursday. [Hallanger 1973]
French definition jeudi. [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1996]
 jeudi. ~ Amin'ny alakamisy (à jeudi) ~ Alin'ny alarobia hifoha alakamisy (la nuit du mercredi) [full text in Rajaonarimanana 1995]
  [Tanala] jeudi [ar.: Kamsa, cinq, al-Kamis, jeudi] [Beaujard 1998]
 giovedi [Profita 1969]
German definition Donnerstag. Amin'ny alakamisy faha...: am Donnerstag, dem/den... Ny alin'ny alarobia hifoha alakamisy: die Nacht von Mittwoch auf Donnerstag. [Bergenholtz 1991]
Examples 
1Tamy ny andro Alakamisy 1 Alahamady, 1 July 1886, nonitokanana ny trano fiangonana ao Anjanahary. [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 171]
2Randriampeno dia nangataka mba hatao amin'ny iray volan'ny Alakamisy ho avy, ary ny ray aman-dreniny nanaraka izany; [Rajohanesa: Kintana]
Vocabulary 
Quotes 
Toponymy Place names having the word alakamisy (3): Alakamisy, Alakamisy-Ambohijato, Alakamisy-Anativato
Analogy  Measure of Time

Entry Alakamisy
Part of speech name (toponym) [list]
Malagasy definition anaran'ny tanàna anaovana tsena amin'io andro io. [Rajemisa 1985]
English definition the place where Thursday's market is held. [Richardson 1885]
French definition les marchés du jeudi: l'emplacement du marché [Abinal 1888]
 marchés du jeudi. [Rajaonarimanana 1995]
Examples Ny orimbato hoe Manganiha ny eo avaratr' Alakamisy, sy ny orimbato eo Antsahamasina: [Callet: Tantara, page 144]
Vocabulary 
Toponymy alakamisy
Illustrations 

2017/12/12