|
|
|
|

Entry1  ahibahoaka
Elementary words  2 ahitra, 3 vahoaka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [1.1]
Explanations in English  6 The name of a species of grass. [1.2]
Explanations in French  7 les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [1.3]
8 (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [1.196]
Examples  9  Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [2.131]
Vocabulary  10  Botany: grass

Updated on 2025/09/12